Teny iditra mandrani-badin' olona (ranitra, vady, olona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy mijangajanga [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to defile another's wife, to commit adultery, as with a mistress [Richardson 1885]
Famaritana frantsay commettre l'adultère [Abinal 1888]
Teny mitovy hevitra mambodo vadin' olona ~ manabodo vadin' olona ~ mibodo vadin' olona

2016/07/31