Teny iditra |
mandranitra
(ranitra)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Mahatonga haranitra: Mandranitra tsipika Manasa, maka maso Mahatonga hahery: Vao mainka mandranitra ny filon' ny nofo ny mijery sary mamoafady Mitana sakaiza ratsy [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To sharpen; to point. [1.2]
|
| To sharpen [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Affûter, aiguiser [1.8]
|
Ohatra | Samy mahay mandranitra volom-borona ny mpanoratra, fa sampianarana koa izany.
[1.437]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mandranitra |
Ny lasa : |
nandranitra |
Ny hoavy : |
handranitra |
Filaza mandidy : |
mandranita |
|
Kamban-teny |
|
|