Teny iditra | mandranjo (ranjo) | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza parasy izay mananika ary mandrakotra ny ranjo noho ny habetsahany: Mandranjo ny parasy amin' itỳ trano vao itỳ [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | To spurt (used of blood); to climb up the legs (used of fleas); to pay respect to a child by attending the dancing, singing, etc, when it is circumcised. [1.2] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |