Teny iditra mandrantiranty (rantiranty (ranty))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mampiseho ho hita tsara, miharihary mametraka amin' ny toerana avo ho hita tsara [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to arrange, to set up order. [Richardson 1885]
Endriteny 
mandrantiranty
nandrantiranty
handrantiranty
mandrantirantia

2013/03/27