Teny iditra mandranto (ranto)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mandeha manao varotra any an-tany lavitra ny fonenan' ny tena: Eninta ma izao no nandranto any amorontsiraka Rabe
¶ Mandeha any an-tany lavitra mba hitady vola na zava-tsoa hafa: Lasa nandranto fianarana ambony any andafy izy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to trade, to traffic, to engage in commerce. [Richardson 1885]
 to travel about trading [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay trafiquer en voyageant [Hallanger 1974]
Endriteny 
mandranto
nandranto
handranto
mandrantoa
Ohatra fa tsy maty tsy akory izokinao fa mbola mandranto [Fox: Hainteny, laharana 276]
Teny nalaina 

2012/05/15