Teny iditra mandrantsana (rantsana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manapaka rantsana: Iza no nandrantsana itý paiso ity? [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To prune [1.7]
Fanazavàna teny frantsay élaguer [1.8, 1.196]
 Tailler un arbre [1.196]
Voambolana 
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mandrantsana
Ny lasa : nandrantsana
Ny hoavy : handrantsana
Filaza mandidy : mandrantsàna

Teny iditra mandrantsana (rantsana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mamoaka rantsana kely: Kely sisa dia handratatsana itý hazo itý [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To branch out [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Produire des branches [1.8]
Voambolana 

Teny iditra mandrantsana (rantsana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mikitika (valiha) [1.1]
Voambolana 

Teny iditra mandrantsàna (rantsana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandrantsana [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31