Teny iditra mandraotra (raotra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manongotra ahitra amin' ny tanana, antsy...; manatsikera, mameravera, mamohavoha; maka ankery; mandrovitra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To comb, to brush. [1.2]
 To card; to rake [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Carder; racler avec un rateau [1.8]
Ohatra Fa misy tovovavy be fitiavana ny fofombadiny mandraotra ny volony mainty manga lavabe iny, dia tenominy ka ateriny ho fanomezana ny fofombadiny. [1.437]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mandraotra
Ny lasa : nandraotra
Ny hoavy : handraotra
Filaza mandidy : mandraota
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20