Teny iditra mandrapadrapaka (rapadrapaka (rapaka))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy  [1.75]
Ohatra Nefa raha noana ianao ka mandrapadrapaka ny sakafon' olona, vitanao ve ny hilaza hoe : "Diso ianareo fa tsy izaho ilay heverinareo ho namanareo" ? [2.4]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mandrapadrapaka, mandrapadrapak', mandrapadrapa-
Ny lasa : nandrapadrapaka, nandrapadrapak', nandrapadrapa-
Ny hoavy : handrapadrapaka, handrapadrapak', handrapadrapa-

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20