Teny iditra mandra-pahatonga (andraka, tonga)
Sokajin-teny   fomba fiteny
Ohatra   koa mandrapahatonga ao Amboditsiry, dia natetika no nisy izany. [Cohen-Bessy: Rakotovao]
Ny bikany  
mandra-pahatonga
mandra-pahatongako
mandra-pahatonganao
mandra-pahatongany
mandra-pahatonganay
mandra-pahatongantsika
mandra-pahatonganareo
mandra-pahatongan'
mandra-pahatongan-
mandra-pahatongam-

Nohavaozina tamin' ny 2017/06/18