Teny iditra mandrapaka (rapaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Sihanaka] mihinana paraky [Rakotosaona 1972]
 Mihinana avy hatrany dia any am-bava
¶ Mandray tsy mifidy
¶ Mandray tsy mifidy izay rehetra hita [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mandrapaka
nandrapaka
handrapaka
mandrapaha

Teny iditra mandrapaka (rapaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana anglisy to make planks or mats lie level on the floor, etc., all the way around [Richardson 1885]
Endriteny 
mandrapaka
nandrapaka
handrapaka

2013/03/27