Teny iditra mandrara (rara)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manakana, tsy mamela: Nandrara ny marary tsy hihinan-tsira ny dokotera [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to forbid [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay défendre, interdire [Hallanger 1974]
Endriteny 
mandrara
nandrara
handrara
mandrarà
Ohatra Tsy mandrara ny fifankatiavanareo intsony aho, fa mankasitraka, fa fifankatiavana an-tsitrapo. [Rajohanesa: Kintana]

Teny iditra mandrarà (rara)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandrara [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]

2012/05/23