Teny iditra |
mandraraka
(raraka)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Manary: Iza no nandraraka ny solitany teto? Mampitobaka, manabosasaka: Iza no nandraraka ny ro teo ambony latabatra Mandrotsaka: Mandrara-dranomaso Mandefa fofona mana tonetona: Mandraraka aoka izany ireto telomiova ireto [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To spill, to scatter [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Répandre [1.8]
|
Ohatra | fa ny rano fotsim-pitia no mandraraka
[2.131]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mandraraka |
Ny lasa : |
nandraraka |
Ny hoavy : |
handraraka |
Filaza mandidy : |
mandraraha |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana |
|