Teny iditra mandraratra (raratra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mandravaka, mampihaingo [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mandraratra
nandraratra
handraratra
mandrarata

2010/05/14