Teny iditra mandrary (rary)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mandrandrana: Mahay mandrary tsihy io vehivavy io
¶ Manamboatra, mamitrana: Izy no nandrary ny fihavananay [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mandrary
nandrary
handrary
mandraria

2010/05/14