Teny iditra mandrasa (rasa)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Taisaka] mizara hena [Rakotosaona 1972]
  [Bezanozano] mitetika, mizara [Rakotosaona 1972]
 Mandidy sy mitetika hena [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mandrasa
nandrasa
handrasa
mandrasà
Teny nalaina 

Teny iditra mandrasà (rasa)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandrasa [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/03/27