Teny iditra mandrava efa ohatra ny voalavo (rava, efa, ohatra, voalavo)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy ilazana ireo olona manimbanimba ny zavatra tsara, manakorontana ny efa milamina [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31