Teny iditra mandraviravy (raviravy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Tanosy] manantona [Rakotosaona 1972]
 Manantona, manakirozaroza
¶ Mampiseho, mampideradera vola mba hitaomana olona hanao zavatra iray [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to hang, to suspend [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay suspendre, faire pendiller [Hallanger 1974]
Endriteny 
mandraviravy
nandraviravy
handraviravy
mandraviraveza

2013/03/27