Teny iditra mandravoka (ravoka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mitoto vary betsaka, izaitratra
¶ Mikapoka ela amin' ny tehina na langilangy
¶ Maharitra, mahari-pery [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mandravoka
nandravoka
handravoka
mandravoha

Teny iditra mandravoka
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Sihanaka] mipetraka [Rakotosaona 1972]

2010/05/21