Teny iditra mandravona (ravona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy fampiraisana hevitra maromaro [SLP 1986]
Famaritana frantsay faire la synthèse [SLP 1986]
Endriteny 
mandravona
nandravona
handravona

Teny iditra mandravona (ravona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mampitovy tantana, manovona ny iva ary misoroka ny avo ho marin-tampona, manarina:Mandravona ny arabe
¶ Mampitovy: Mandravona ny fananana [Rajemisa 1985]
 mampitovy tantana [SLP 1986]
Famaritana frantsay niveler [SLP 1986]
Voambolana 
Endriteny 
mandravona
nandravona
handravona
mandravòna

Teny iditra mandravòna (ravona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandravona [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]

2012/05/23