Teny iditra | mandray sanga | |
Singan-teny | mandray ; sanga | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Ilazana ny olona resy lahatra teo amin' ny adihevitra nifanaovana, ka misafo loha sisa no ataony fa tsy mahateny intsony [1.1] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/09/16 |