Teny iditra mandre (re)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Mahalala fisiana feon-javatra iray amin' ny alalan' ny sofina: Tsy mandre na inona na inona ny sofiko fadonton' ny kininina
¶ Mahafantatra: Vao izao aho no nandre fa narary ny zanakao
¶ Mahatsiaro: Tsy mandre maharary rehefa mitsindrona amin' itỳ fanafody
¶ Teny mifandray hevitra (Mihaino): mitaino, manongilan-tsofina, mampandry sofina, mihaino vilana, mitaino ilany, tailam-pandrenesana
¶ Teny mifandray hevitra (Tsy mihaino): manentsin-tadiny, mamono sofina, manary sioka, manao henoy izany ry hazon-damosiko!, mafy sofina, mafy tadiny, lalodalovana, donto sofina, domelina, karenina, marenina [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to hear; to perceive by hearing, touch, taste or smell [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   entendre, apprendre, sentir [Abinal 1888]
   entendre; apprendre; sentir par le toucher, le goût, ou l'odorat [Hallanger 1974]
Voambolana  
Ny bikany  
mandre
nandre
handre
mandrenesa
Fitovian-keviteny   mahare
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2012/03/01