Teny iditra mandreboka (reboka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mambosibosika, mihinana an-kisesy [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mandreboka
nandreboka
handreboka
mandreboha

2010/05/14