Teny iditra mandrefy hazo mitsangana
Singan-teny mandrefy ; hazo ; mitsangana
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza fanaovana asa sarotra na tsy azo atao mihitsy, zava-tsarotra tsy mety ho vita [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/07