Teny iditra mandrehitra (rehitra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mamelona: Mandrehitra afo ~ Mandrehitra ny ady ny tsy fifanarahana [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to burn, to set fire to [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay mettre le feu à brûler [Hallanger 1974]
Famaritana frantsay allumer [SLP: Voambolana]
Ohatra Ka ny andriana no manao ny lovia eo an-tampony ny fototra sy mandrehitra ny fototra voalohany. [Callet: Tantara, takila 76]
Endriteny 
mandrehitra
nandrehitra
handrehitra
mandreheta
Fitovian-keviteny mampirehitra
Kamban-teny, lohateny, anarana 

2013/03/27