Teny iditra mandrehoka (rehoka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mandefa, mamoaka rehoka: Mandrehoka lava io antidahy io. / Mandrehoka ra [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mandrehoka
nandrehoka
handrehoka
mandrehofa

2010/05/14