Teny iditra mandrembona (rembona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Malahelo tampoka, nefa miserana; manina; manembona [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mandrembona
Ny lasa : nandrembona
Ny hoavy : handrembona
Filaza mandidy : mandrembòna

Teny iditra mandrembòna (rembona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandrembona [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20