Teny iditra mandrendrindrendrina (rendrindrendrina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza ny maso manjavonjavona noho ny havesaran' ny loha na avy nijery zavatra mahajemby [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Avoir la vue troublée et fatiguée par suite d’une lourdeur de tête ou parce qu’on a regardé des objets éblouissants [1.3]
Voambolana 
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mandrendrindrendrina
Ny lasa : nandrendrindrendrina
Ny hoavy : handrendrindrendrina

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/09