Teny iditra mandrenoka (renoka)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Mahavariana, maharenoka, maharevo [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay   absorber, captiver
¶ se dit aussi du sommeil qui endort profondément [Abinal 1888]
Endriteny  
mandrenoka
nandrenoka
handrenoka
mandrenoha

2013/03/27