Teny iditra mandreraka (reraka)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Mamizana mafy, izaitsizy: Mandreraka [...]
¶ Mahosa, mampahosa, mankalemy: Ny aret [...]
¶ Manakivy: Aza mandrera-tena ambony ih [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to make tired, to exhaust [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   épuiser, affaiblir; abattre ses ailes, se dit des oiseaux ; fig. ruiner, décourager [Abinal 1888]
   épuiser, affaiblir [Hallanger 1974]
Ohatra   - Mandreraka koa izany mamboly amin' ny tany mora reraka izany! [FOFAFIPE: Rosovola, takila 52]
Ny manaintaina isan-karazany moa tsy maintsy atsahatra izany, fa na izany ihany aza dia efa mandreraka. [Andraina: I Vola, takila 36]
Ny bikany  
mandreraka
nandreraka
handreraka
mandreraha

Nohavaozina tamin' ny 2015/10/25