Teny iditra mandresaresa (resaresa)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mampitarozaka, manalava, manela: Mandresaresa raharaha [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay faire traîner, prolonger les affaires [Abinal 1888]
Endriteny 
mandresaresa
nandresaresa
handresaresa
mandresare

Teny iditra mandresaresà (resaresa)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandresaresa [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2015/10/25