Teny iditra mandresy (resy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mihoatra, mahafaty: Nandresy ny fahavalo ny miaramila [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy to defeat, to conquer [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay vaincre, conquérir [Hallanger 1974]
Endriteny 
mandresy
nandresy
handresy
mandrese
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra Na iza na iza mandresy, na iza na iza resy, tsy ahoany izany. [Andraina: Mitaraina, takila 188]

Teny iditra mandresy
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Sihanaka] aviavy [Rakotosaona 1975]
Fandikana frantsay appellation botanique: Ficus grevei [Rakotovao: Bois]
Voambolana 
Anarana siantifika Ficus grevei
Teny mitovy hevitra ampaly ~ fihany

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31