Teny iditra mandretaka (retaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mampikoa, mampirodana [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mandretaka
nandretaka
handretaka
mandretaha

2010/05/14