Teny iditra mandrevo (revo)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Milentika ao anaty fotaka: Mandrevo izy ka vonjeo
¶ Mora ilentehana azon' ny be fotaka: Mandrevo itý tany itý
¶ Be dia be: Mandrevo ny ahitra amin' izao fahavaratra izao
¶ Manahirana aoka izany: Nandrevo iny adiko tamin-dRakoto iny [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   to bog down; to be deep and yielding, as mud [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay   s'enfoncer comme dans la boue [Hallanger 1974]
Ohatra   Sarotra asaina ilay izy fa fotaka mandrevo matetika ny ambony ary tanimanga mavesatra ny ambany. [Andraina: Mitaraina, takila 170]
Ny bikany  
mandrevo
nandrevo
handrevo
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Teny iditra Mandrevo (man-, revo)
Sokajin-teny   anaran-tsamirery (haitany) [firaketana]
Voambolana  
Haianarantany   man, revo
Sary  

Nohavaozina tamin' ny 2017/09/05