Teny iditra mandrezareza (rezareza (reza))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mampijoro
Mitendry valiha malefadefaka, sy miadana [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mandrezareza
Ny lasa : nandrezareza
Ny hoavy : handrezareza
Filaza mandidy : mandrezare

Teny iditra mandrezarezà (rezareza (reza))
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandrezareza [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20