Teny iditra mandrezatra (rezatra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mamoaka fofon-kanina avy ao am-bava, izay avy amin' ny sakafo nohanina tsy levona: Tampenana ny vova rehefa mandrezatra
¶ Mamantsika amin' ny fantsika lehibe [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mandrezatra
nandrezatra
handrezatra
mandrezata
Teny nalaina 

2010/05/14