Teny iditra | mandriandry | |
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | |
Fanazavàna teny malagasy | [Taimoro] Matoritory [1.78] | |
[Tanala] Mitsotsotra mba haka aina, mivalampatra, miala sasatra [1.78] | ||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny mandriandry io | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |