Teny iditra mandriaria (riaria)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mandroboka ary manetsiketsika kofehy rongony na taretra ao anaty rano [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mandriaria
nandriaria
handriaria
mandriariava

2010/05/14