Teny iditra mandridana (ridana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mandefa, mampandositra betsaka indray miaraka; mandringana indray miaraka [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mandridana
nandridana
handridana
mandridàna

Teny iditra mandridàna (ridana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandridana [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/03/27