Teny iditra mandrifatra (rifatra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manenjika; mitezitra, mandevilevy
¶ Lasa mihazakazaka tampoka haingana, milefa: Nandrifatra ny soavaly [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mandrifatra
nandrifatra
handrifatra
mandrifata

2010/05/14