Teny iditra mandrihavanana (andry, havanana)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Anarana niantsoana karazana farantsa vahiny iray taloha izay nahitana sarin' i Napoléon III; mandrihavia kosa no anaran' ny farantsa nisy ny sarin' ny Louis Philippe [Rajemisa 1985]
Voambolana 
Mpanahaka  mandrihavia

2009/02/23