Teny iditra mandrimorimo (rimorimo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manipy mafy mifofofofo
¶ Mampifioka na mampimonomonona zavatra [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mandrimorimo
nandrimorimo
handrimorimo
mandrimorimoa

2010/05/14