Teny iditra mandringana (ringana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mandrava, manimba tanteraka, mandevona: Ny valala no nandringana ny vary tamin' itý taona itý
¶ Mamono ka tsy misy havela hitsangana na iray ara, mandripaka: Jiolahy no nandringana ny mponina tamin' itý vohitra itý [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to destroy, to exterminate [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay détruire; exterminer [Hallanger 1974]
Endriteny 
mandringana
nandringana
handringana
mandringàna

Teny iditra mandringàna (ringana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandringana [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/03/27