Teny iditra mandriona (riona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mivily amin' ny lalana tokony haleha: Niriona kely foana ny bala no tsy nahavoa ahy
Mitovy hevitra: mibirioka ~ mihodivitra ~ mivily ~ miviona
Mivembena, mirepirepy ohatra ny olona jenjina, fanina [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mandriona
Ny lasa : nandriona
Ny hoavy : handriona
Tovy hevitra miriona

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20