Teny iditra mandripaka (ripaka)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Manjera sy mamely betsaka: Nandripaka tanimbary betsaka ny havandra tatý
¶ Mandringana, mamono tsy mamela iray velona: Ny pesta no nandripaka ny mponina teto
¶ Mandevona, mandany tanteraka: Afo no nandripaka ny bozaka tamin' itý tanety itý [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to destroy en masse [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   abattre, détruire ou tuer en grand nombre [Hallanger 1974]
Ny bikany  
mandripaka
nandripaka
handripaka
mandripaha

Nohavaozina tamin' ny 2013/03/27