Teny iditra mandririnina (ririnina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mangatsiaka. Manao toetr' andro ririnina [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mandririnina
Ny lasa : nandririnina
Ny hoavy : handririnina

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20