Teny iditra mandrisaña
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Betsileo] Mandripaka, mandamalama, manosihosy: Aza dia mahere mandrisaña fitafiana añareo rakilonga fa vana lavitsa ny taombaovao [1.78]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31