Teny iditra mandrisika (risika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mampahazoto, mitarika, mitaona, manome zotom-po sy havitrihana: Mahay mandrisika ny mpiasany izy
¶ Mahatonga hazoto mampirisika: Mandrisika ny mpianatra ny valisoa [Rajemisa 1985]
 manao izay hifohazan'ny taova iray. [Voambolana: Haiaina] [SLP 1986]
Famaritana frantsay exciter. [Voambolana: Haiaina] [SLP 1986]
Endriteny 
mandrisika
nandrisika
handrisika
mandrisiha
Ohatra Ny fitazanana ireo zaza amam-behivavy avy andrefana sy atsinanana no mahalava ny masony sy mandrisika ny fony [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 123]

2013/03/27