Teny iditra mandritra (ritra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manao izay hahatankina: Mandritra dobo
Mahandro hena amin' ny fanaovana izay hahalasa fofona ny rano andrahoana azy: Mandritra henan-kisoa
Mandany, maharingana: Mandritra ny harena ny fisotroantoaka [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Dessécher, épuiser, évaporer, exterminer; ruiner [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mandritra
Ny lasa : nandritra
Ny hoavy : handritra
Filaza mandidy : mandrita

Teny iditra mandritra (ritra)
Sokajin-teny mpampiankin-teny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza ny fotoana aharetan' ny asa na zavatra iray: Niasa nandritra ny adiny fito aho
Maninjitra, mipaka, ngarangidina, saingy amin' ireo, ny teny milaza ny fotoana no atao aloha: Niasa adiny fito maninjitra aho [1.1]
Fanazavàna teny anglisy During, until the end of [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Pendant, jusqu'à la fin de [1.8]
Ohatra 
1Eny an-tsena any no lahasa mandritra ny zoma maty masoandro. [2.470]
2Iny foana niresakay tao an-trano mandritra ny herinandro. [2.472]
Voambolana 
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/25