Teny iditra mandritsoka (ritsoka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Miteny mibitsibitsika amin' olona
Manoro malemilemy: Nisy nandritsoka izany hevitra izany an' itỳ zaza itỳ fa tsy hahita izany irery akory izy [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mandritsoka
Ny lasa : nandritsoka
Ny hoavy : handritsoka
Filaza mandidy : mandritsoha

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05