Teny iditra mandrivirivy (rivirivy)
Sokajin-teny matoanteny na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza ny kapoka, tehamaina mafy sady betsaka, sesilany: Kapoka mandrivirivy no nafitsok' i rainy azy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be thrown in large numbers, as stones [1.7]
Fanazavàna teny frantsay être lancé ou tomber en grand nombre, comme des cailloux [1.8]
Ohatra Kapoka karavasy mandrivirivy, narahin-tosika sy sintona araka izay tratry ny aina, no tsy nidonan' ny sarety tamin' ny fiara. [2.472]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mandrivirivy
Ny lasa : nandrivirivy
Ny hoavy : handrivirivy

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20